Azafady Azafady

歌手: Bi.Ba • 专辑:Experience • 发布时间:2020-05-15
作词 : Casimir Benjamin
作曲 : Casimir Benjamin
AZAFADY
Azafady oh azafady
Hitady zavatra aho fa tsy mila ady
Nitady aho ary tena nitady ee hita ilay zavatra hita ho azy
Ireo vahiny anti-dahy
Manimbazimba ny Malagasy fanahy
Hatramin’ny fanjanahan-tany ee
Mbola mitohy hatramin’izao izany…
Ref
Mody nomenao fahaleovan-tena;nefa ianao lohany eo foana
Ny maivan-doha nalefana tany ivelany mba hoe:
Hanovo fahaizana hay zava-poana
Izao ny taranaka lasa mamoa-fady ooohh
Ny ho avin’ny maromaro hivarina any an-kady
Ianao la frantsa no niseho nahavita azy
Dia ny Malagasy no nifamono sy niady oooh
📥 下载LRC歌词 📄 下载TXT歌词

支持卡拉OK同步显示,可用记事本编辑