作词 : Niu Raza
作曲 : Niu Raza
Tia ahy hono izy
Dia izaho irery ihany
No ao anatin’ny fony
Zany hono
Dia tsy ho jereny intsony
Ireo olona ambadika any
Fa izaho no ho ataony olon-tiany
Zany hono
Dia heverinao fa tsy fantatro
Ireo ditranao any ambadiky ny masoko
Dia heverinao fa tsy fantatro
Ireo ditranao any ambadiky ny masoko
Tsy adala izaho
Haiko tsianjery ianao iny e
Fa ny eo ihany ny eo
Tia ahy hono izy
Dia izaho irery ihany
No hofidiny ho atao olon-tiany
Zany hono
Tsy haditra intsony hono izy
Eny niova fo hono izy
Ka izaho no ho ataony olon-tiany
Zany hono
Dia heverinao fa tsy fantatro
Ireo ditranao any ambadikiny masoko
Heverinao fa tsy fantatro
Ireo ditranao any ambadikiny masoko
Tsy adala izaho
Haiko tsianjery ianao iny e
Fa ny eo ihany ny eo
Ny eo ihany eo
Ny eo ihany eo
Ny eo ihany eo
Ireo fombafombanao iny e, fantatro izany
Ireo toetratoetranao iny e, fantatro izany
Ny tsikombakombanao iny e, fantatro izany
Haiko tsianjery ianao iny e
Ireo fombafombanao iny e, fantatro izany
Ireo toetratoetranao iny e, fantatro izany
Ny tsikombakombanao iny e, fantatro izany
Haiko tsianjery ianao iny e
Tsy adala izaho,
Fa tsy adala izaho no!
Tsy adala izaho Haiko
Tsianjery ianao iny e
Tsy adala izaho,
Fa tsy adala izaho no!
Tsy adala izaho Haiko
Tsianjery ianao iny e
Fa ny eo ihany eo
Ny eo ihany eo
作词 : Niu Raza
作曲 : Niu Raza
Tia ahy hono izy
Dia izaho irery ihany
No ao anatin’ny fony
Zany hono
Dia tsy ho jereny intsony
Ireo olona ambadika any
Fa izaho no ho ataony olon-tiany
Zany hono
Dia heverinao fa tsy fantatro
Ireo ditranao any ambadiky ny masoko
Dia heverinao fa tsy fantatro
Ireo ditranao any ambadiky ny masoko
Tsy adala izaho
Haiko tsianjery ianao iny e
Fa ny eo ihany ny eo
Tia ahy hono izy
Dia izaho irery ihany
No hofidiny ho atao olon-tiany
Zany hono
Tsy haditra intsony hono izy
Eny niova fo hono izy
Ka izaho no ho ataony olon-tiany
Zany hono
Dia heverinao fa tsy fantatro
Ireo ditranao any ambadikiny masoko
Heverinao fa tsy fantatro
Ireo ditranao any ambadikiny masoko
Tsy adala izaho
Haiko tsianjery ianao iny e
Fa ny eo ihany ny eo
Ny eo ihany eo
Ny eo ihany eo
Ny eo ihany eo
Ireo fombafombanao iny e, fantatro izany
Ireo toetratoetranao iny e, fantatro izany
Ny tsikombakombanao iny e, fantatro izany
Haiko tsianjery ianao iny e
Ireo fombafombanao iny e, fantatro izany
Ireo toetratoetranao iny e, fantatro izany
Ny tsikombakombanao iny e, fantatro izany
Haiko tsianjery ianao iny e
Tsy adala izaho,
Fa tsy adala izaho no!
Tsy adala izaho Haiko
Tsianjery ianao iny e
Tsy adala izaho,
Fa tsy adala izaho no!
Tsy adala izaho Haiko
Tsianjery ianao iny e
Fa ny eo ihany eo
Ny eo ihany eo